plt_tn/1ki/11/14.md

16 lines
463 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hadada
Io dia anaran-dehilahy.
# Rehefa tao Edoma i Davida...satria i Hadada dia mbola zazalahy kely.
Io dia zavatra fototra izay nitranga tany aloha be.
# Joaba sy Israely rehetra
Ny teny hoe "Israely rehetra" dia manondro ny tafik'Israely. DH: "Joaba sy ny tafik'Israely rehetra"
# Fa i Hadada dia nalain'ireo mpanompon'ny rainy tao Egypta niaraka tamin'ireo Edomita hafa
"Nefa naka azy niaraka tamin'ireo Edomita hafa ireo mpanompon'ny rain'i Hadada"