plt_tn/1ki/11/01.md

12 lines
517 B
Markdown

# Moabita, Amonita, Edomita, Sidoniana, ary ireo Hetita
Ireo dia anarana vondron'olona.
# Ary i Solomona Mpanjaka
Ny teny hoe "ary" eto dia nampiasaina mba hanamarika fihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara izay anombohan'ny mpanoratra mitantara fizaran'ny tantara vaovao.
# hampitodika ny fonao amin'ireo andriamanitr'izy ireo
Ny hoe "mampitodika ny fon'olona" dia mba handresen-dahatra izany olona izany mba hanova ny fitiavany. DH: "mandresy lahatra anao mba hanompo ireo andriamanitra izay tompoin'izy ireo"