plt_tn/1ki/11/01.md

517 B

Moabita, Amonita, Edomita, Sidoniana, ary ireo Hetita

Ireo dia anarana vondron'olona.

Ary i Solomona Mpanjaka

Ny teny hoe "ary" eto dia nampiasaina mba hanamarika fihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara izay anombohan'ny mpanoratra mitantara fizaran'ny tantara vaovao.

hampitodika ny fonao amin'ireo andriamanitr'izy ireo

Ny hoe "mampitodika ny fon'olona" dia mba handresen-dahatra izany olona izany mba hanova ny fitiavany. DH: "mandresy lahatra anao mba hanompo ireo andriamanitra izay tompoin'izy ireo"