# Moabita, Amonita, Edomita, Sidoniana, ary ireo Hetita Ireo dia anarana vondron'olona. # Ary i Solomona Mpanjaka Ny teny hoe "ary" eto dia nampiasaina mba hanamarika fihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara izay anombohan'ny mpanoratra mitantara fizaran'ny tantara vaovao. # hampitodika ny fonao amin'ireo andriamanitr'izy ireo Ny hoe "mampitodika ny fon'olona" dia mba handresen-dahatra izany olona izany mba hanova ny fitiavany. DH: "mandresy lahatra anao mba hanompo ireo andriamanitra izay tompoin'izy ireo"