plt_tn/1ki/10/08.md

412 B

izay mijanona manoloana anao

Ity dia fomba fiteny. D.H: "ireo izay eo amin'ny fanatrehanao dia miandry hanompo anao"

Hoderaina anie i Yaveh Andriamanitrao

D.H: "Hidera an'i Yaveh Andriamanitrao anie ny olona"

izay nametraka anao teo amin'ny seza fiandrianan'i Israely

Ny seza fiandrianana dia sarinteny hilazana ny mpanjaka izay mipetraka eo amin'izany. D.H: "izay nanao anao ho mpanjakan'ny Israely"