plt_tn/1ki/10/08.md

12 lines
412 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay mijanona manoloana anao
Ity dia fomba fiteny. D.H: "ireo izay eo amin'ny fanatrehanao dia miandry hanompo anao"
# Hoderaina anie i Yaveh Andriamanitrao
D.H: "Hidera an'i Yaveh Andriamanitrao anie ny olona"
# izay nametraka anao teo amin'ny seza fiandrianan'i Israely
Ny seza fiandrianana dia sarinteny hilazana ny mpanjaka izay mipetraka eo amin'izany. D.H: "izay nanao anao ho mpanjakan'ny Israely"