# izay mijanona manoloana anao Ity dia fomba fiteny. D.H: "ireo izay eo amin'ny fanatrehanao dia miandry hanompo anao" # Hoderaina anie i Yaveh Andriamanitrao D.H: "Hidera an'i Yaveh Andriamanitrao anie ny olona" # izay nametraka anao teo amin'ny seza fiandrianan'i Israely Ny seza fiandrianana dia sarinteny hilazana ny mpanjaka izay mipetraka eo amin'izany. D.H: "izay nanao anao ho mpanjakan'ny Israely"