plt_tn/1ki/09/10.md

12 lines
393 B
Markdown

# Rehefa
Ity andian-teny ity eto dia manamarika fiandohana ampahana tantara. Raha manana fomba ilazana izany ny fomba fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao.
# Rehefa tapitra ny roapolo taona
"afaka 20 taona"
# vitan'i Solomona ny fananganana ny trano lehibe
Tena tsara raha afaka adika zany mba ahafahan'ny mpamaky mahafantara fa nisy olon-kafa nanampy an'i Solomona nanao izany.