plt_tn/1ki/09/10.md

393 B

Rehefa

Ity andian-teny ity eto dia manamarika fiandohana ampahana tantara. Raha manana fomba ilazana izany ny fomba fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao.

Rehefa tapitra ny roapolo taona

"afaka 20 taona"

vitan'i Solomona ny fananganana ny trano lehibe

Tena tsara raha afaka adika zany mba ahafahan'ny mpamaky mahafantara fa nisy olon-kafa nanampy an'i Solomona nanao izany.