# Rehefa Ity andian-teny ity eto dia manamarika fiandohana ampahana tantara. Raha manana fomba ilazana izany ny fomba fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao. # Rehefa tapitra ny roapolo taona "afaka 20 taona" # vitan'i Solomona ny fananganana ny trano lehibe Tena tsara raha afaka adika zany mba ahafahan'ny mpamaky mahafantara fa nisy olon-kafa nanampy an'i Solomona nanao izany.