plt_tn/1ki/09/08.md

12 lines
397 B
Markdown

# Ho rava ho antontam-bato ity tempoly ity
"Horavaina ity temboly ity ary izay ambiny dia atao dongon-tany lehibe"
# ho gaga ka hisiotsioka
D.H: "haneho fahatalanjonana sy feo tsy fanajana"
# niankohoka ary nanompo azy ireo
Ireto andian-teny roa ireto dia midika zavatra mitovy. Ny andian-teny hoe "niankohoka tamin'izy ireo" dia maneho ny fihetsika izay nataon'ny olona tamin'ny fanompoana.