# Ho rava ho antontam-bato ity tempoly ity "Horavaina ity temboly ity ary izay ambiny dia atao dongon-tany lehibe" # ho gaga ka hisiotsioka D.H: "haneho fahatalanjonana sy feo tsy fanajana" # niankohoka ary nanompo azy ireo Ireto andian-teny roa ireto dia midika zavatra mitovy. Ny andian-teny hoe "niankohoka tamin'izy ireo" dia maneho ny fihetsika izay nataon'ny olona tamin'ny fanompoana.