plt_tn/1ki/09/08.md

397 B

Ho rava ho antontam-bato ity tempoly ity

"Horavaina ity temboly ity ary izay ambiny dia atao dongon-tany lehibe"

ho gaga ka hisiotsioka

D.H: "haneho fahatalanjonana sy feo tsy fanajana"

niankohoka ary nanompo azy ireo

Ireto andian-teny roa ireto dia midika zavatra mitovy. Ny andian-teny hoe "niankohoka tamin'izy ireo" dia maneho ny fihetsika izay nataon'ny olona tamin'ny fanompoana.