plt_tn/1ki/09/06.md

769 B

ireo didiko sy ireo lalàko

Eto ireo teny hoe "didy" sy "lalàna" amin'ny ankapobeny dia milaza zavatra mitovy ary manasongadina ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh.

mandeha ka manompo andriamani-kafa ary miankohoka eo amin'izy ireo

ireo andian-teny roa ireto amin'ny ankapobeny dia milaza zavatra mitovy ary nakampana mba hifanampy.

natokako ho an'ny anarako

Eto ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona izay manana zavatra D.H: "atokany ho an'ny tenako"

ho esoriko tsy ho hitan'ny masoko

Ny anarana iombonana hoe "maso" dia afaka ampiarahina amin'ny matoanteny hoe "mahita". Ny fijerena zavatra dia fanoharana amin'ny fiarovana izany. D.H: "Apetrako eo amin'ny izay tsy hahitako azy ity" na "Hofoanako ity ka tsy hiaro ity intsony aho"