plt_tn/1ki/09/06.md

16 lines
769 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo didiko sy ireo lalàko
Eto ireo teny hoe "didy" sy "lalàna" amin'ny ankapobeny dia milaza zavatra mitovy ary manasongadina ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh.
# mandeha ka manompo andriamani-kafa ary miankohoka eo amin'izy ireo
ireo andian-teny roa ireto amin'ny ankapobeny dia milaza zavatra mitovy ary nakampana mba hifanampy.
# natokako ho an'ny anarako
Eto ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona izay manana zavatra D.H: "atokany ho an'ny tenako"
# ho esoriko tsy ho hitan'ny masoko
Ny anarana iombonana hoe "maso" dia afaka ampiarahina amin'ny matoanteny hoe "mahita". Ny fijerena zavatra dia fanoharana amin'ny fiarovana izany. D.H: "Apetrako eo amin'ny izay tsy hahitako azy ity" na "Hofoanako ity ka tsy hiaro ity intsony aho"