# ireo didiko sy ireo lalàko Eto ireo teny hoe "didy" sy "lalàna" amin'ny ankapobeny dia milaza zavatra mitovy ary manasongadina ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh. # mandeha ka manompo andriamani-kafa ary miankohoka eo amin'izy ireo ireo andian-teny roa ireto amin'ny ankapobeny dia milaza zavatra mitovy ary nakampana mba hifanampy. # natokako ho an'ny anarako Eto ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona izay manana zavatra D.H: "atokany ho an'ny tenako" # ho esoriko tsy ho hitan'ny masoko Ny anarana iombonana hoe "maso" dia afaka ampiarahina amin'ny matoanteny hoe "mahita". Ny fijerena zavatra dia fanoharana amin'ny fiarovana izany. D.H: "Apetrako eo amin'ny izay tsy hahitako azy ity" na "Hofoanako ity ka tsy hiaro ity intsony aho"