plt_tn/1ki/08/35.md

12 lines
479 B
Markdown

# mihidy ny lanitra ka tsy misy orana
Ny lanitra dia ambara fa toy ny trano be izay fandatsahan'Andriamanitra ny orana. D.H: "tsy avelanao hilatsaka ny orana"
# manaiky ny anaranao
Ireo mety ho heviny dia 1) "manaiky fa nanota taminao izy ireo" na 2) "midera anao" na 3) "milaza fa hankatoa anao izy ireo manomboka ankehitriny."
# ny lalana tsara izay tokony halehany
Ny fomba fiainan'ny olona dia ambara ho toy ny fomba fandehan'ny olona D.H: "izay tokony iainan'izy ireo"