# mihidy ny lanitra ka tsy misy orana Ny lanitra dia ambara fa toy ny trano be izay fandatsahan'Andriamanitra ny orana. D.H: "tsy avelanao hilatsaka ny orana" # manaiky ny anaranao Ireo mety ho heviny dia 1) "manaiky fa nanota taminao izy ireo" na 2) "midera anao" na 3) "milaza fa hankatoa anao izy ireo manomboka ankehitriny." # ny lalana tsara izay tokony halehany Ny fomba fiainan'ny olona dia ambara ho toy ny fomba fandehan'ny olona D.H: "izay tokony iainan'izy ireo"