plt_tn/1ki/08/35.md

479 B

mihidy ny lanitra ka tsy misy orana

Ny lanitra dia ambara fa toy ny trano be izay fandatsahan'Andriamanitra ny orana. D.H: "tsy avelanao hilatsaka ny orana"

manaiky ny anaranao

Ireo mety ho heviny dia 1) "manaiky fa nanota taminao izy ireo" na 2) "midera anao" na 3) "milaza fa hankatoa anao izy ireo manomboka ankehitriny."

ny lalana tsara izay tokony halehany

Ny fomba fiainan'ny olona dia ambara ho toy ny fomba fandehan'ny olona D.H: "izay tokony iainan'izy ireo"