plt_tn/1ki/08/33.md

341 B

resin'ny fahavalo ny Israely olonao

D.H: "ny Israely olonao dia resin'ny fahavalo"

manaiky ny anaranao

Ireo mety ho heviny dia 1) "manaiky fa nanota taminao izy ireo" na 2) "midera anao" na 3) "milaza fa hankatoa anao izy ireo manomboka ankehitriny."

mangataka famelana avy aminao

D.H: "mangataka anao mba hamela heloka azy ireo"