plt_tn/1ki/08/33.md

12 lines
341 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# resin'ny fahavalo ny Israely olonao
D.H: "ny Israely olonao dia resin'ny fahavalo"
# manaiky ny anaranao
Ireo mety ho heviny dia 1) "manaiky fa nanota taminao izy ireo" na 2) "midera anao" na 3) "milaza fa hankatoa anao izy ireo manomboka ankehitriny."
# mangataka famelana avy aminao
D.H: "mangataka anao mba hamela heloka azy ireo"