# resin'ny fahavalo ny Israely olonao D.H: "ny Israely olonao dia resin'ny fahavalo" # manaiky ny anaranao Ireo mety ho heviny dia 1) "manaiky fa nanota taminao izy ireo" na 2) "midera anao" na 3) "milaza fa hankatoa anao izy ireo manomboka ankehitriny." # mangataka famelana avy aminao D.H: "mangataka anao mba hamela heloka azy ireo"