plt_tn/1ki/08/17.md

714 B

tao am-pon'i Davida raiko ... tao am-ponao ... ny nanaovanao izany tao am-ponao

Izay nirian'i Davida dia voalaza toy zavatra ao fitoerany ary fo toy fitoeran-javatra iray. D.H: "Davida raiko dia naniry ... naniry ianao ... naniry ny anao izany ianao"

ho an'ny anaran'i Yaveh ... ho an'ny anarako

Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona, sy" ho ... anarana" dia maneho amin'ny fanompoana olona. D.H: " amin'izay hanompoan'ny olona an'i Yaveh ... amin'izay hanompoan'ny olona ahy"

Fa nataonao tao am-ponao

"Satria naniry ianao"

fa tao am-ponao izany

"faniriana anatanteraka izany"

izay teraka avy amin'ny voanao

D.H: "iray izay ho zanakao manokana" na "iray izay ny tenanao no ray"