plt_tn/1ki/08/17.md

20 lines
714 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tao am-pon'i Davida raiko ... tao am-ponao ... ny nanaovanao izany tao am-ponao
Izay nirian'i Davida dia voalaza toy zavatra ao fitoerany ary fo toy fitoeran-javatra iray. D.H: "Davida raiko dia naniry ... naniry ianao ... naniry ny anao izany ianao"
# ho an'ny anaran'i Yaveh ... ho an'ny anarako
Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona, sy" ho ... anarana" dia maneho amin'ny fanompoana olona. D.H: " amin'izay hanompoan'ny olona an'i Yaveh ... amin'izay hanompoan'ny olona ahy"
# Fa nataonao tao am-ponao
"Satria naniry ianao"
# fa tao am-ponao izany
"faniriana anatanteraka izany"
# izay teraka avy amin'ny voanao
D.H: "iray izay ho zanakao manokana" na "iray izay ny tenanao no ray"