# tao am-pon'i Davida raiko ... tao am-ponao ... ny nanaovanao izany tao am-ponao Izay nirian'i Davida dia voalaza toy zavatra ao fitoerany ary fo toy fitoeran-javatra iray. D.H: "Davida raiko dia naniry ... naniry ianao ... naniry ny anao izany ianao" # ho an'ny anaran'i Yaveh ... ho an'ny anarako Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona, sy" ho ... anarana" dia maneho amin'ny fanompoana olona. D.H: " amin'izay hanompoan'ny olona an'i Yaveh ... amin'izay hanompoan'ny olona ahy" # Fa nataonao tao am-ponao "Satria naniry ianao" # fa tao am-ponao izany "faniriana anatanteraka izany" # izay teraka avy amin'ny voanao D.H: "iray izay ho zanakao manokana" na "iray izay ny tenanao no ray"