plt_tn/1ki/07/27.md

564 B

Efatra hakiho ... telo hakiho

Ny hakiho iray dia misy 46 santimetatra. D.H: "eo amin'ny 1.8 metatra eo ... eo amin'ny 1.4 metatra eo"

Toy izany ny fanaovana ireo tongony.

Ity dia midika fa ny mpanoratra dia mamaritra ny fanaovana ao amin'ireo teny manaraka azy.

nisy liona, omby sy kerobima teo amin'ireo takelaka sy teo amin'ireo zanan-kazo

Nisy fampihaingoana ireo singa amin'ny endrik'ireo liona, omby ary kerobima nandravahana ny sisiny rehetra.

fehiloha voatefy tsara.

Eto ny teny "fehiloha" dia maneho ny endrika mihoriran'ny singam-barahana.