plt_tn/1ki/07/27.md

16 lines
564 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Efatra hakiho ... telo hakiho
Ny hakiho iray dia misy 46 santimetatra. D.H: "eo amin'ny 1.8 metatra eo ... eo amin'ny 1.4 metatra eo"
# Toy izany ny fanaovana ireo tongony.
Ity dia midika fa ny mpanoratra dia mamaritra ny fanaovana ao amin'ireo teny manaraka azy.
# nisy liona, omby sy kerobima teo amin'ireo takelaka sy teo amin'ireo zanan-kazo
Nisy fampihaingoana ireo singa amin'ny endrik'ireo liona, omby ary kerobima nandravahana ny sisiny rehetra.
# fehiloha voatefy tsara.
Eto ny teny "fehiloha" dia maneho ny endrika mihoriran'ny singam-barahana.