# Efatra hakiho ... telo hakiho Ny hakiho iray dia misy 46 santimetatra. D.H: "eo amin'ny 1.8 metatra eo ... eo amin'ny 1.4 metatra eo" # Toy izany ny fanaovana ireo tongony. Ity dia midika fa ny mpanoratra dia mamaritra ny fanaovana ao amin'ireo teny manaraka azy. # nisy liona, omby sy kerobima teo amin'ireo takelaka sy teo amin'ireo zanan-kazo Nisy fampihaingoana ireo singa amin'ny endrik'ireo liona, omby ary kerobima nandravahana ny sisiny rehetra. # fehiloha voatefy tsara. Eto ny teny "fehiloha" dia maneho ny endrika mihoriran'ny singam-barahana.