plt_tn/1ki/07/25.md

637 B

ilay koveta

Izany dia manondro tanky varahina na kovetabe izay afaka mitazona rano.

Teo amin'ireo

"teo amin'ny tendron'ny"

Napetraka teo amin'ny tampon'ireo ilay koveta

D.H: "Ireo mpiasan'i Hirama dia nametraka teo an-tampon'ilay omby varahina"

faritry ny vodiny

Izany dia ny faritra aoriana amin'ny vatan'ny biby izay manana tongotra efatra.

ny sisin'izany dia naorina toy ny sisin'ny kaopy, toy ny famoan'ny lilia

D.H: "Naorin'i Hirama ny sisiny hitovy amin'ny sisin'ny kaopy, mba hamoa toy ny lilia"

roa arivo bata

Bata iray dia marim-pandrenesana mitovy eo amin'ny 22 litatra eo. D.H: "2,000 bata" na "44,000"