plt_tn/1ki/07/25.md

24 lines
637 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ilay koveta
Izany dia manondro tanky varahina na kovetabe izay afaka mitazona rano.
# Teo amin'ireo
"teo amin'ny tendron'ny"
# Napetraka teo amin'ny tampon'ireo ilay koveta
D.H: "Ireo mpiasan'i Hirama dia nametraka teo an-tampon'ilay omby varahina"
# faritry ny vodiny
Izany dia ny faritra aoriana amin'ny vatan'ny biby izay manana tongotra efatra.
# ny sisin'izany dia naorina toy ny sisin'ny kaopy, toy ny famoan'ny lilia
D.H: "Naorin'i Hirama ny sisiny hitovy amin'ny sisin'ny kaopy, mba hamoa toy ny lilia"
# roa arivo bata
Bata iray dia marim-pandrenesana mitovy eo amin'ny 22 litatra eo. D.H: "2,000 bata" na "44,000"