# ilay koveta Izany dia manondro tanky varahina na kovetabe izay afaka mitazona rano. # Teo amin'ireo "teo amin'ny tendron'ny" # Napetraka teo amin'ny tampon'ireo ilay koveta D.H: "Ireo mpiasan'i Hirama dia nametraka teo an-tampon'ilay omby varahina" # faritry ny vodiny Izany dia ny faritra aoriana amin'ny vatan'ny biby izay manana tongotra efatra. # ny sisin'izany dia naorina toy ny sisin'ny kaopy, toy ny famoan'ny lilia D.H: "Naorin'i Hirama ny sisiny hitovy amin'ny sisin'ny kaopy, mba hamoa toy ny lilia" # roa arivo bata Bata iray dia marim-pandrenesana mitovy eo amin'ny 22 litatra eo. D.H: "2,000 bata" na "44,000"