plt_tn/1ki/07/20.md

20 lines
686 B
Markdown

# ampongamben-danitra roanjato
"Ampongamben-danitra 200" Ny ampongamben-danitra dia voankazo mafy, mena ary be ranony ireo voany ao anatiny. Adikao toy ny ao amin'ny 7:18
# Nanangana ireo andry izy
Mety tsara ny nandikana izany mba hahatakaran'ny mpamaky fa nanampy an'i Horama nanao izany zavatra izany ny olona sasany.
# Ilay andry teo ankavanana dia nantsoina hoe Jakina
D.H: "Ny anaran'ilay andry iray teo amin'ny lafiny ankavanana dia nantsoina hoe Jakina"
# lay andry teo ankavia dia nantsoina hoe Boaza
D.H: "Ny anaran'ilay andry teo amin'ny lafiny ankavia dia nantsoina hoe Boaza"
# Izany no fomba nandrafetana ireo andry
D.H: "Ny olon'i Hirama no nanaingo ireo andry"