# ampongamben-danitra roanjato "Ampongamben-danitra 200" Ny ampongamben-danitra dia voankazo mafy, mena ary be ranony ireo voany ao anatiny. Adikao toy ny ao amin'ny 7:18 # Nanangana ireo andry izy Mety tsara ny nandikana izany mba hahatakaran'ny mpamaky fa nanampy an'i Horama nanao izany zavatra izany ny olona sasany. # Ilay andry teo ankavanana dia nantsoina hoe Jakina D.H: "Ny anaran'ilay andry iray teo amin'ny lafiny ankavanana dia nantsoina hoe Jakina" # lay andry teo ankavia dia nantsoina hoe Boaza D.H: "Ny anaran'ilay andry teo amin'ny lafiny ankavia dia nantsoina hoe Boaza" # Izany no fomba nandrafetana ireo andry D.H: "Ny olon'i Hirama no nanaingo ireo andry"