plt_tn/1ki/07/20.md

686 B

ampongamben-danitra roanjato

"Ampongamben-danitra 200" Ny ampongamben-danitra dia voankazo mafy, mena ary be ranony ireo voany ao anatiny. Adikao toy ny ao amin'ny 7:18

Nanangana ireo andry izy

Mety tsara ny nandikana izany mba hahatakaran'ny mpamaky fa nanampy an'i Horama nanao izany zavatra izany ny olona sasany.

Ilay andry teo ankavanana dia nantsoina hoe Jakina

D.H: "Ny anaran'ilay andry iray teo amin'ny lafiny ankavanana dia nantsoina hoe Jakina"

lay andry teo ankavia dia nantsoina hoe Boaza

D.H: "Ny anaran'ilay andry teo amin'ny lafiny ankavia dia nantsoina hoe Boaza"

Izany no fomba nandrafetana ireo andry

D.H: "Ny olon'i Hirama no nanaingo ireo andry"