plt_tn/1ki/07/09.md

912 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra dia manoratra momba ireo vato nampiasaina ho an'ny fananganana.

Ireo trano ireo dia noravahana tamin'ny vato lafo vidy voapaika,

D.H: "Ireo mpiasa dia nandravaka ireo trano sady lafo vidy tamin'ireo vato voapaika"

vato voapaika, voarefy tsara ary voatapaka tamin'ny tsofa ary natao nalama

D.H: "vato voapaika, izay tsara refin'ireo mpiasa sy voatapaka tamin'ny tsofa ary nalamina."

Ireo vato ireo dia nampiasaina

D.H: "Ireo mpiasa dia nampiasa ireo vato ireo."

amin'ny fanorenana ireo vato eo an-tampony, sy tany ivelany ka hatramin'ny kianja lehibe ihany koa

Ny mpanoratra dia manamafy fa ireo mpiasa dia nampiasa ireo vato lafo vidy ho an'ny fototra sy fanananganana rehetra.

Ny fototra naorina

D.H: "Ireo mpiasa dia nanao fototra."

valo sy folo hakiho

Ny hakiho iray dia mirefy 46 santimetatra. D.H: "3,7 metatra ary 4,6 metatra"