# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra dia manoratra momba ireo vato nampiasaina ho an'ny fananganana. # Ireo trano ireo dia noravahana tamin'ny vato lafo vidy voapaika, D.H: "Ireo mpiasa dia nandravaka ireo trano sady lafo vidy tamin'ireo vato voapaika" # vato voapaika, voarefy tsara ary voatapaka tamin'ny tsofa ary natao nalama D.H: "vato voapaika, izay tsara refin'ireo mpiasa sy voatapaka tamin'ny tsofa ary nalamina." # Ireo vato ireo dia nampiasaina D.H: "Ireo mpiasa dia nampiasa ireo vato ireo." # amin'ny fanorenana ireo vato eo an-tampony, sy tany ivelany ka hatramin'ny kianja lehibe ihany koa Ny mpanoratra dia manamafy fa ireo mpiasa dia nampiasa ireo vato lafo vidy ho an'ny fototra sy fanananganana rehetra. # Ny fototra naorina D.H: "Ireo mpiasa dia nanao fototra." # valo sy folo hakiho Ny hakiho iray dia mirefy 46 santimetatra. D.H: "3,7 metatra ary 4,6 metatra"