plt_tn/1ki/07/09.md

28 lines
912 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra dia manoratra momba ireo vato nampiasaina ho an'ny fananganana.
# Ireo trano ireo dia noravahana tamin'ny vato lafo vidy voapaika,
D.H: "Ireo mpiasa dia nandravaka ireo trano sady lafo vidy tamin'ireo vato voapaika"
# vato voapaika, voarefy tsara ary voatapaka tamin'ny tsofa ary natao nalama
D.H: "vato voapaika, izay tsara refin'ireo mpiasa sy voatapaka tamin'ny tsofa ary nalamina."
# Ireo vato ireo dia nampiasaina
D.H: "Ireo mpiasa dia nampiasa ireo vato ireo."
# amin'ny fanorenana ireo vato eo an-tampony, sy tany ivelany ka hatramin'ny kianja lehibe ihany koa
Ny mpanoratra dia manamafy fa ireo mpiasa dia nampiasa ireo vato lafo vidy ho an'ny fototra sy fanananganana rehetra.
# Ny fototra naorina
D.H: "Ireo mpiasa dia nanao fototra."
# valo sy folo hakiho
Ny hakiho iray dia mirefy 46 santimetatra. D.H: "3,7 metatra ary 4,6 metatra"