plt_tn/1ki/07/03.md

16 lines
427 B
Markdown

# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Maro ny antsipirihany nomena momba ny firafitry ny Lapan'ny Alan'ny Libanaona.
# Notafoana tamin'ny sedera ilay trano izay napetraka teo amin'ireo andry
D.H: "Ireo mpandrafitra dia nanangana tafo avy amin'ny hazo sedara fisaka ary nametraka ireo tamin'ireo andry"
# ireo andry
hazo lava mafy nampiasaina matetika nanohanana ny tafo.
# natao ho efa-joro
"nisy rafitra mahitsizoro"