plt_tn/1ki/07/03.md

427 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Maro ny antsipirihany nomena momba ny firafitry ny Lapan'ny Alan'ny Libanaona.

Notafoana tamin'ny sedera ilay trano izay napetraka teo amin'ireo andry

D.H: "Ireo mpandrafitra dia nanangana tafo avy amin'ny hazo sedara fisaka ary nametraka ireo tamin'ireo andry"

ireo andry

hazo lava mafy nampiasaina matetika nanohanana ny tafo.

natao ho efa-joro

"nisy rafitra mahitsizoro"