# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Maro ny antsipirihany nomena momba ny firafitry ny Lapan'ny Alan'ny Libanaona. # Notafoana tamin'ny sedera ilay trano izay napetraka teo amin'ireo andry D.H: "Ireo mpandrafitra dia nanangana tafo avy amin'ny hazo sedara fisaka ary nametraka ireo tamin'ireo andry" # ireo andry hazo lava mafy nampiasaina matetika nanohanana ny tafo. # natao ho efa-joro "nisy rafitra mahitsizoro"