plt_tn/1ki/06/09.md

894 B

namboarin'i Solomona ny tempoly ary novitainy izany

Mety tsara ny nandikana izany mba hahatakaran'ny mpamaky fa nanampy an'i Solomona nanao izany ny olona sasany.

andry ... sedera

Ny andry dia singa mavesatra vita amin'ny hazo ampiasaina mba hanohanana ny trano be. adikao toy ny ao amin'ny 6:4.

hazo fisaka ... sedera

Ny hazo fisaka dia hazo manify ampiasaina amin'ny rihana sy ny rindrina.

Namboariny ireo efitra an-daniny

Izany dia ireo trano mitovy izay ampitahaina toy ny ao amin'ny 6:4.

efitranon'ny tempoly

Ity fehezanteny ity dia sarintenin'ny rindrina izay mamefy ireo efi-trano. D.H: "ny rindrina ivelany izay mamefy ny efitranon'ny tempoly"

dimy hakiho

Ny hakio dia 46 santimetatra. D.H: "2,3 metatra"

hazo sedera

Ny teny hoe "hazo" dia fiteny amin'ny ankapobeny izay manondro ny hazo ampiasaina amin'ny fanamboarana trano, toy ny andry sy ny hazo fisaka.