plt_tn/1ki/06/09.md

28 lines
894 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# namboarin'i Solomona ny tempoly ary novitainy izany
Mety tsara ny nandikana izany mba hahatakaran'ny mpamaky fa nanampy an'i Solomona nanao izany ny olona sasany.
# andry ... sedera
Ny andry dia singa mavesatra vita amin'ny hazo ampiasaina mba hanohanana ny trano be. adikao toy ny ao amin'ny 6:4.
# hazo fisaka ... sedera
Ny hazo fisaka dia hazo manify ampiasaina amin'ny rihana sy ny rindrina.
# Namboariny ireo efitra an-daniny
Izany dia ireo trano mitovy izay ampitahaina toy ny ao amin'ny 6:4.
# efitranon'ny tempoly
Ity fehezanteny ity dia sarintenin'ny rindrina izay mamefy ireo efi-trano. D.H: "ny rindrina ivelany izay mamefy ny efitranon'ny tempoly"
# dimy hakiho
Ny hakio dia 46 santimetatra. D.H: "2,3 metatra"
# hazo sedera
Ny teny hoe "hazo" dia fiteny amin'ny ankapobeny izay manondro ny hazo ampiasaina amin'ny fanamboarana trano, toy ny andry sy ny hazo fisaka.