plt_tn/1ki/06/05.md

770 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Ny mpanoratra dia manao lisitra ireo lafin'ny tempoly.

Nanamboarany efitra ny manodidina izany

Nanamboarany efitra eny ivelan'ny rindrina ivelany manodidina ny efitrano lehibe.

Ny ambany indrindra .... ny afovoany ... ny farany

Izany dia manondro ireo trano isaky ny efitranon'ny trano be.

dimy hakiho ... enina hakiho ... fito hakiho

Ny hakio dia 46 santimetatra. D.H: "eo amin'ny 2,3 metatra eo ho eo ... eo amin'ny 2,8 metatra eo ho eo ... eo amin'ny 3,2 metatra eo ho oe"

nahenany ny rindrina manodidina ny trano

Nasian'izy ireo rindriny avo ny manodidina ny trano be rehetra mba hanohana ireo andrin'ny trano kely.

andry

Ny andry dia singa mavesatra vita amin'ny hazo ampiasaina mba hanohanana ny trano be.