# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Ny mpanoratra dia manao lisitra ireo lafin'ny tempoly. # Nanamboarany efitra ny manodidina izany Nanamboarany efitra eny ivelan'ny rindrina ivelany manodidina ny efitrano lehibe. # Ny ambany indrindra .... ny afovoany ... ny farany Izany dia manondro ireo trano isaky ny efitranon'ny trano be. # dimy hakiho ... enina hakiho ... fito hakiho Ny hakio dia 46 santimetatra. D.H: "eo amin'ny 2,3 metatra eo ho eo ... eo amin'ny 2,8 metatra eo ho eo ... eo amin'ny 3,2 metatra eo ho oe" # nahenany ny rindrina manodidina ny trano Nasian'izy ireo rindriny avo ny manodidina ny trano be rehetra mba hanohana ireo andrin'ny trano kely. # andry Ny andry dia singa mavesatra vita amin'ny hazo ampiasaina mba hanohanana ny trano be.