plt_tn/1ki/06/05.md

24 lines
770 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Ny mpanoratra dia manao lisitra ireo lafin'ny tempoly.
# Nanamboarany efitra ny manodidina izany
Nanamboarany efitra eny ivelan'ny rindrina ivelany manodidina ny efitrano lehibe.
# Ny ambany indrindra .... ny afovoany ... ny farany
Izany dia manondro ireo trano isaky ny efitranon'ny trano be.
# dimy hakiho ... enina hakiho ... fito hakiho
Ny hakio dia 46 santimetatra. D.H: "eo amin'ny 2,3 metatra eo ho eo ... eo amin'ny 2,8 metatra eo ho eo ... eo amin'ny 3,2 metatra eo ho oe"
# nahenany ny rindrina manodidina ny trano
Nasian'izy ireo rindriny avo ny manodidina ny trano be rehetra mba hanohana ireo andrin'ny trano kely.
# andry
Ny andry dia singa mavesatra vita amin'ny hazo ampiasaina mba hanohanana ny trano be.