plt_tn/1ki/05/01.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Solomona dia miresaka amin'i Hirama mpanjaka momba ny fananganana ny tempoly.
# Hirama dia efa tia an'i Davida
"Hirama dia namana akaikin'i Davida mpanjaka foana hatrizay.
# Yaveh dia nametraka ireo fahavalony teo ambany faladian-tongony.
Mmaetraka fahavalo iray ambany tongotr'olona dia midika ny handresy azy ireo. D.H: "Yaveh dia nanampy an'i Davida handresy ireo fahavalony" na "Davida dia be asa hatramin'izay nanomezan'i Yaveh azy fandresena teo amin'ireo fahvalony"
# ho an'ny anaran'i Yaveh
Ny teny "anarana" dia sarinteny amin'ny olona ary "ho an'ny anarana" dia maneho ny fanompoana olona. D.H: "ao amin'izay olona manompo an'i Yaveh"
# noho ireo ady izay nanodidina azy
Mety misy dikany hafa hoe "noho ny ady tamin'ireo fahavalo nanodidina azy" na "satria niady ireo fahavalo tamin'ny manodidina rehetra izy."
# Yaveh dia nametraka ireo fahavalony teo ambany faladian-tongony.
Ny faladian-tongotra dia sarinteny ho amin'ny fanaraha-maso feno eo amin'ny olona iray. D.H: "Yaveh dia manome fahafahana an'i Davida hanohitra tanteraka ireo fahavalo"