plt_tn/1ki/05/01.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona dia miresaka amin'i Hirama mpanjaka momba ny fananganana ny tempoly.

Hirama dia efa tia an'i Davida

"Hirama dia namana akaikin'i Davida mpanjaka foana hatrizay.

Yaveh dia nametraka ireo fahavalony teo ambany faladian-tongony.

Mmaetraka fahavalo iray ambany tongotr'olona dia midika ny handresy azy ireo. D.H: "Yaveh dia nanampy an'i Davida handresy ireo fahavalony" na "Davida dia be asa hatramin'izay nanomezan'i Yaveh azy fandresena teo amin'ireo fahvalony"

ho an'ny anaran'i Yaveh

Ny teny "anarana" dia sarinteny amin'ny olona ary "ho an'ny anarana" dia maneho ny fanompoana olona. D.H: "ao amin'izay olona manompo an'i Yaveh"

noho ireo ady izay nanodidina azy

Mety misy dikany hafa hoe "noho ny ady tamin'ireo fahavalo nanodidina azy" na "satria niady ireo fahavalo tamin'ny manodidina rehetra izy."

Yaveh dia nametraka ireo fahavalony teo ambany faladian-tongony.

Ny faladian-tongotra dia sarinteny ho amin'ny fanaraha-maso feno eo amin'ny olona iray. D.H: "Yaveh dia manome fahafahana an'i Davida hanohitra tanteraka ireo fahavalo"