plt_tn/1ki/03/10.md

16 lines
574 B
Markdown

# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Andriamanitra dia hanome fahendrena an'i Solomona ary mihoatra izany.
# ain'ireo fahavalonao
Ny "aina" dia sarinteny amin'ny hery hamonoana. D.H: "hery hamonoana ireo fahavalonao"
# ankehitriny hataoko izay rehetra nangatahanao tamiko rehefa nomenao Ahy ny fangatahanao.
"Ho ataoko izay rehetra nangatahinao tamiko ho atao raha vao niresaka tamiko ianao"
# Omeko fo hendry sy mahalala ianao
Ny fo dia sarinteny amin'izay heritreretan'ny olona sy iriany. D.H: "Hampahendry anao aho ary hanazava ny sainao amin'ny zavatra maro."