plt_tn/1ki/03/10.md

574 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Andriamanitra dia hanome fahendrena an'i Solomona ary mihoatra izany.

ain'ireo fahavalonao

Ny "aina" dia sarinteny amin'ny hery hamonoana. D.H: "hery hamonoana ireo fahavalonao"

ankehitriny hataoko izay rehetra nangatahanao tamiko rehefa nomenao Ahy ny fangatahanao.

"Ho ataoko izay rehetra nangatahinao tamiko ho atao raha vao niresaka tamiko ianao"

Omeko fo hendry sy mahalala ianao

Ny fo dia sarinteny amin'izay heritreretan'ny olona sy iriany. D.H: "Hampahendry anao aho ary hanazava ny sainao amin'ny zavatra maro."