# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Andriamanitra dia hanome fahendrena an'i Solomona ary mihoatra izany. # ain'ireo fahavalonao Ny "aina" dia sarinteny amin'ny hery hamonoana. D.H: "hery hamonoana ireo fahavalonao" # ankehitriny hataoko izay rehetra nangatahanao tamiko rehefa nomenao Ahy ny fangatahanao. "Ho ataoko izay rehetra nangatahinao tamiko ho atao raha vao niresaka tamiko ianao" # Omeko fo hendry sy mahalala ianao Ny fo dia sarinteny amin'izay heritreretan'ny olona sy iriany. D.H: "Hampahendry anao aho ary hanazava ny sainao amin'ny zavatra maro."